Andeha hifampirary soa amin'izao taona vaovao ,
Raha te hirary soa ny hafa iana dia apetraho ao amin'ny USER.json ny anaranao manaraka ny architecture an' izay efa misy ao,
Afaka atao ny manova tanteraka manatsara an'ity code ity ary misokatra hoan'ny rehetra.
Manaova fork , pull request raha manana proposition ianao.
Ny variables rehetra dia miantomboka amin'ny gasy_nom_variable
Ezahina ny externalisation css sy js rehetra